Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : manganana | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Aza Aza Ny | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Fatra-panihika ka nihatra amin' ny fotaka; nitady tombony ka natombiny; nitady sitrany ka nasitriny. [1.1]
Indraindray ny fikatsahana hahazo baba na tsaratsara kokoa dia vao mainka mety hampahita angano. [1.1] Loza raha hitady ny mangidingidy ka nahita ny tena mangidy nampivivy, izany hoe loza raha hitady tombony, nefa fahavoazana indray no hita. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne cherchez pas trop les douceurs de la vie facile de peur de tomber sur une amertume insupportable. [2.415 #3891]
Rechercher avec trop d' avidité ce qui est doux, et trouver ce qui est amer et impossible à avaler.. [2.165] Trop chercher l'exquis; et rencontrer la dernière amertume. [2.974 #242] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui cherchaient ce qui était le plus facile à la corvée et dans les travaux communs, et qui rencontraient tout le contraire. [2.415 #3891] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Ny miera manganana, ny mandry be mafana. [2.415 #5209, 2.653 #2348] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Se concerter, c' est comme le bon goût venant après l' amertume ; coucher à plusieurs ensemble, cela donne chaud. [2.415 #5209] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de l' entente. [2.415 #5209] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Ny miera manganana, ny soa am-po | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||