Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : mpampihosy | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Mampihosy omby lava rambo, ka ny mpampi-hosy no mihosim-potaka aloha. [2.415 #645, 2.653 #1482]
Mampihosy omby lava rambo, ka ny mpampihosy no mihosim-potaka mialoha. [2.558 #1958] Mampihosy omby lava rambo, ka ny mpandroaka no mihosim-potaka. [2.165 #1212] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Faire piétiner les rizières à des bœufs à longue queue, et ainsi ceux qui les chassent sont couverts de boue. [2.165]
Quand on fait piétiner les rizières par des boeufs à longue queue, ceux qui poussent les boeufs sont les premiers couverts de vase. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des grands qui poussent les petits à mal faire. [2.415 #645] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||