|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  araka
Sokajin-teny  2  mpampiankin-teny [Fitanisana]
Sampanteny 
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  5 Enti-milaza fifanarahana, fifandraikana amin-javatra iray, fitovitoviana: Vonona hanao araka ny teninao aho, ry dada. Hovaliana araka ny nataontsika avy isika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 according to, following [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 selon, suivant [1.3, 1.8]
8 d'après, en proportion [1.3]
Ohatra  9  araka ny hevitro (selon moi, suivant mon opinion) [1.3#59]
10  araka ny reko (d’après ce que J’ai entendu dire) [1.3#59]
11  araka ny asanareo no hahazoanareo vola (vous gagnerez de l’argent en proportion de votre travail) [1.3#59]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 157 misy ny teny how araka

Teny iditra (2/4) 13  araka
Sokajin-teny  14  anarana
Haiendriteny 
15  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  37 milaza fiarahana, firaisan-kevitra, firindrana amin' izay atao, fitakiana zavatra sy fanaraha-maso [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  38 action de suivre, d’accompagner
39 action de réclamer, d'imiter [1.3, 1.5]
40 action de revendiquer
41 action de suivre les traces de, d'observer, d’exécuter [1.3]
Fikambanana  42  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny how araka

Teny iditra (3/4) 43  araka
Sokajin-teny  44  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  45 [Betsimisaraka] reraka, sasatra [1.78]

Teny iditra (4/4) 46  araka
Sokajin-teny  47  anarana
Fanazavàna teny malagasy  48 karazan-toaka mahery [1.10]

Fivaditsoratra  49 Akara, araka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19