Teny iditra (1/11) | 1 asa |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tanala]
tsy fantatro, tsy mahalala aho 4 [1.1] Entina mamaly, ka milaza tsy fahafantarana na tsy fisafidianana: Rahoviana ianareo no handeha? -- Asa tsy fantatro fa manavy ny zanakay. / Handeha ianao sa hijanona? -- Asa, izay tianao no hataoko. |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] don't know 6 [1.7] I don't know |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] je n'en sais rien |
Ohatra |
8 "asa," hoy Ikotofetsy, "tsy fantatro izay mahatonga izany." [2.293] 9 asa na maty izy izay na mbola velona soa aman-tsara ihany. [2.470] |
Tovy hevitra | 10 asane, asany |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/11) | 15 asa |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.1] Teny ilazana izay atao: Asa mafy ny mitaona vato Raharaha: Inona no asan' ny rainao, ry zaza ? Fihadiana tany amin' ny angady mba hovolena: Tsy mbola vita asa itỳ tany itỳ ka karakarao Fampiasana: Asa saina |
Fanazavàna teny anglisy |
18 [1.2] tillage, labour, work 19 [1.7] working the soil; work in general |
Fanazavàna teny frantsay |
20 [1.8, 1.13] travail 21 [1.8] culture du sol 22 [1.13] emploi, fonction, opération, ouvrage |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Lahatsoratra |
116 Randzavola: asa ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (3/11) | 117 asa |
Sokajin-teny | 118 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
119 [1.1] Enti-milaza fiantsoana na fiangaviana olona hanatrika lanonana na hisakafo, fandidiana olona hanao zavatra. |
Fanazavàna teny anglisy |
120 [1.2] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (4/11) | 123 asa |
Sokajin-teny | 124 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
125 [1.1] Enti-milaza fandranitana zava-maranitra. |
Fanazavàna teny anglisy |
126 [1.7] sharpening |
Fanazavàna teny frantsay |
127 [1.8] affûtage |
Sampanteny |
|
Teny iditra (5/11) | 129 asa |
Sokajin-teny | 130 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
131 [1.78] [Betsimisaraka]
lalana |
Teny iditra (6/11) | 132 asa |
Sokajin-teny | 133 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
134 [1.78] [Taimoro]
folo |
Voambolana |
135 Matematika: rafitrisa |
Teny iditra (7/11) | 136 Asa |
Sokajin-teny | 137 anaran-tsamirery (boky ara-baiboly) |
Fanazavàna teny anglisy |
138 [3.1] Acts: one of the books of the Bible |
Fanazavàna teny frantsay |
139 [3.1] Actes: un des livres de la Bible |
Voambolana |
140 Soratra Masina |
Teny iditra (8/11) | 141 ASA |
Sokajin-teny | 142 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
143 [3.1] jereo Ankohonana - Sahirana - Arenina |
Voambolana |
144 Fikambanana |
Teny iditra (9/11) | 145 ASA
![]() |
Sokajin-teny | 146 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
147 [3.1] see American School of Antananarivo |
Voambolana |
148 Fikambanana |
Teny iditra (10/11) | 149 ASA
![]() |
Sokajin-teny | 150 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
151 [3.1] voir Accueil des Sans-Abri |
Voambolana |
152 Fikambanana |
Teny iditra (11/11) | 153 ASA
![]() |
Sokajin-teny | 154 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
155 [3.1] voir Agro-Sylviculture autour d' Antananarivo |
Voambolana |
156 Fikambanana |
Fivaditsoratra | 157 ASA, asa, saa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |