Teny iditra (1/2) | 1 afosa |
Fototeny | 2 fosa |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Entina mifosa, manaratsy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 used of the person who is denounced as being bad [Provincial]
[1.2] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 afosa |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Voambolana |
12 Fotoana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 volana fahadimy amin'ny taona [Tambahoaka]
[1.78] 14 volana fahatelo amin'ny taona [Bezanozano] [1.78] 15 anaram-bolana fahavalo amin'ny taona [Sihanaka] [1.78] |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Fivaditsoratra | 36 afosa, asafo, faosa, fasoa, ofasa, saofa |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30 |