|
|
|
|

Teny iditra1  asotry
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Fotoana
Fanazavàna teny malagasy  4  volana fahatelo amin'ny taona [Tambahoaka] [1.78]
5  fararano, ririnina [Taimoro] [1.78]
6  tonontaona mangatsiaka, ririnina (may - jolay) [Taisaka] [1.78]
7  ririnina [Bara] [1.78]
8  volana fahenina amin'y taona [Bezanozano] [1.78]
9  volana iray amin'ny volana. Mahery varatra io volana io. Volana faha-12: Ny volana asotry no mamarana ny taona [Betsimisaraka] [1.78]
10  anaram-bolana voalohany amin'ny taona [Sihanaka] [1.78]
11  fizaran-taona sady mangatsiaka no maina, zaran-taona tsy isian'ny orana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  12  saison fraîche, d'avril à juillet [Taisaka] [1.82]
13  mois sakalava correspondant à décembre. [Tankarana] [1.19]
14  saison sèche [1.13]
Tovy hevitra  15  sotry, main-tany
Renianarana 

Fivaditsoratra  16  asotry, atsory, soraty

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/17