|
|
|
|

Teny iditra1  febroary
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Fotoana
Fanazavàna teny malagasy  4  Volana faharoa amin' ny taona araka ny fanisana andro vabiny atao hoe kalandrie; 28 no isan' ny andro amin' ny fevrie tsotra, fa 29 kosa isaky ny efa-taona, izany hoe amin' ny taona miafara amin' ny tarehi-marika azo zaraina / ny roa farany, oh. 1980 [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  February [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  février [3.1]
Tovy hevitra  7  fevrie
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  28  Fizaran' andro

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30