Teny iditra (1/4) | 1 safary |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Teny misafelipelika handroboana ny sasany; olakola-teny mba hanalavana taria: Aza be safary eo ianao fa izay hevitrao ambara |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 9 saroro |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny safary io |
Teny iditra (2/4) | 13 safary |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.353#62] [Bara]
làlana na làlam-be na kely (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany) |
Teny iditra (3/4) | 16 safary |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
18 [1.78] [Tanosy]
volana fahaefatra amin'ny taona |
Voambolana |
19 Fotoana |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Teny iditra (4/4) | 96 safary |
Sokajin-teny | 97 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
98 [1.196] (au sens général : qui fait des contours ; allusion au port tortueux et rampant de la plante). Boerhavia repens L. (Nyctaginaceae). La décoction est souvent administrée comme purgatif. [Sakalava]
|
Voambolana |
99 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 101 farasy, firasa, safari, safary |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |