|
|
|
|

Teny iditra1  ramadany
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Fivavahana, finoana
Fanazavàna teny malagasy  4  [Arabo ramadana] Volana fahasivy amin' ny kalandrie miziolimanina ifadian' ny Silamo hanina, ka isan' andro hatramin' ny fiposahan' ny masoandro ka hatramin' ny filentehany, dia tsy mihinana na inona na inona izy ireo mandritra an' io iray volana io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  the Mohammedan fast. [Swa ramathani, from the Arabic.] [Provincial] [1.2]
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  26  manadary, ramadany

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30