Teny iditra | asaramantsina (asara, hantsina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano, Tambahoaka] Volana faha-12 amin'ny taona [1.78] | |
[Sihanaka] Anaram-bolana fahasivy amin'ny taona [1.78] | ||
Fanazavàna teny anglisy | [mantsina, stinking.] A provincial name for adaoro. [1.2] | |
Voambolana | Fotoana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |