Teny iditra valasira
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka, Tambahoaka] Anaram-bolana faharoa amin'ny taona (febroary) [1.78]
  [Taisaka] Anaran'ny volana fahaefatra amin'ny taona [1.78]
  [Bara] Volana fahatelo amin'ny taona [1.78]
  [Tanosy] Volana fahaefatra amin'ny taona [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Tandroy] Nom de mois qui correspond à peu près [...] [tohiny 1.14]
Fanazavàna teny malagasy  [Tandroy] Janvier [2.584]
Voambolana 
Tovy hevitra vala-tsira

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31