Teny iditra | 1 ampahenina (enina) |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Matematika: rafitrisa |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Ny ampahany amin' ny zavatra iray nozaraina enina: Mitovy ihany ny antsasany sy ny telo am-paheniny [1.1#66] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 the sixth part, one sixth [1.2#136] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 un sixième [1.3#126, 1.5#100] |
Isam-pirenena |
7 1/6 [3.1] |
Ohatra |
8 ny ampaheniny ny ariary (1/6) : venty [2.436#139] 9 Ny Ampahenin' Imerina no mpitondra ny faritany [2.113#42] 10 Ny latsapaheniny dia voaraena latsaka ampaheniny [1.437] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |