|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mandinika
Fototeny  2 dinika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamerina mitsako indray ny ahitra efa natelina: Ny omby dia anisan' ny biby mandinika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to chew the cud [1.2, 1.7]
10 to ruminate [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 ruminer [1.8]
Ohatra  12  ary io no mandinika ny asa iombonana; [2.113#]
13  Sady mandinika ahy izy no mihery ny sary. [2.471#]
Voambolana  14  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mandinika

Teny iditra (2/2) 16  mandinika
Fototeny  17 dinika
Sokajin-teny  18  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
19  Ny ankehitriny :
20  Ny lasa :
21  Ny hoavy :
22  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  23 Mamakafaka, mihevijavatra, mamadibadika, maka ambony maka ambany: Mbola handinika aho aloha vao afaka hanapa-kevitra
24 Mijery ela, manombantombana: Nandinika an' ilay zaza teo Rakoto no niditra Rabe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  25 to scrutinize closely, to admonish minutely, to specify, to relate individually, to particularize
26 to investigate, to pry into [1.2]
27 to examine carefully [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  28 examiner [1.8]
Ohatra  29  Mivandraka ny valin-drihana hatrany izy, raha mandinika izany rehetra izany. [2.470#57]
Mpanahaka  30  maka ambony maka ambany, 31  maka fototra, 32  maka saina, 33  mamadibadika, 34  mamakafaka, 35  mamolavola, 36  mamotopototra, 37  manadihady, 38  mandanjalanja, 39  mieritreritra, 40  mihevitra, 41  misaina, 42  mitady ny antony, 43  mitaratara, 44  mitsako, 45  mitsakotsako

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22