|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  finaritra (faritra)
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Anarana :
5  unkLabel:5av: :
Fanazavàna teny malagasy  6  tsara, salama tsy marofy [Bezanozano] [1.78]
7  Salama tsara: Manao ahoana ianareo fa izahay dia finaritra tsara daholo
8  Miadana, sambatra: Finaritra izany fianakaviana izany satria miasa ary mifankatia
9  Faly: Finaritra izy mitifi-borona any an-tsaha
10  Voafaritra: Finari-bava (raikitra, voafetra, tapaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11  happy, joyous, healthy, well, content, satisfied, delighted.
12  used in some provinces, especially by the Betsimisaraka, as a salutation, as: Finaritra, tompoko, you are well, Sir; i.e. How do you do, Sir? Manao finaritra anao aho: I salute you. The word finaritra may possibly be a passive with infix from faritra; or a compound of fina and aritra [1.2]
13  well, happy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14  salut betsimisaraka, la réponse est la même. [Tankarana] [1.19]
15  bien portant; heureux [1.8, 1.5]
16  joyeux [1.5]
Ohatra  17  Kaneía betsaka no tsy finaritra tamin' ny fanambadiana. [1.38]
18  Nahoana hianao raha mandry mahalefitra
no finaritra asian'olon-tsarotra?
[2.131]
19  finaritra kosa ny ankizy mamindrafindra ny tongony amin' ny vato madinika sy ny tany malemy. [2.470]
Haiendriteny 
20  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny finaritra io

Teny iditra (2/2)24  finaritra (faritra)
Sokajin-teny  25  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  26  circonscrit, limité [1.3#155]
Haiendriteny 
27  Ny ankehitriny :
28  Ny lasa :
29  Ny hoavy :
Tovy hevitra  30  voafaritra

Fivaditsoratra  31  faniritra, finaritra, firanitra, fitrirana

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21