|
|
|
|

Teny iditra 1  hoditra
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  14 Ny fonony ivelany amin' ny tenan-javamananaina (olombelona, biby) na zavamaniry: Mivoaka amin' ny mason-koditrany hatsembohana / Volovoloina ny hodi-paiso
15 Ilazana ny volon' ny tenan' ny olombelona koa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16 skin, hide, bark [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17 peau, écorce, cosse [1.3#257, 1.8]
18 cuir, enveloppe, pellicule
19 figuré: teinte, couleur de la peau humaine [1.3#257]
20 L'écorce des arbres en général, suivant les régions, prononcé hoditra, holitsa, holitse, etc. [1.196]
Ohatra  21  Izy telo mianadahy kosa zarazara hoditra sy olioly volo. [1.436#]
22  Ny stigima dia efa voalaza taloha ho tsy manana hoditra. [1.357#]
Voambolana  23  Haiaina 24  Haibiby: (amin' ny ankapobeny) 25  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 
Fikambanana  32  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 45 misy ny teny how hoditra
Ohabolana  33  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14