Teny iditra 1/4 menabe
Singan-teny mena ; be
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy (taloha) Tany nankina mivantana amin' ny mpanjaka. (Jereo menakely) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Nom donné aux Hovas qui dépendent du souverain, et aux divers territoires qu’ils habitent [1.3]
 Terres du domaine royal, par opposition au Menakely, terres des seigneurs féodaux [...] [1.11]
Mpanahaka  menakely

Teny iditra 2/4 menabe
Singan-teny mena ; be
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Nom donné à la maladie des ramanenjana [1.3]
Voambolana 

Teny iditra 3/4 Menabe
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay Nom d’un district sakalave au sud-ouest de l’Ile [1.3]
 L'une des cinq grandes divisions du pays sakalava, située au nord du Fiherenana et au sud du Mailaka ... Le Menabe proprement dit est compris entre le Mangoky et la Tsiribihina [...] [1.11]
Anaram-poko 
Lohateny Le Menabe

Teny iditra 4/4 Menabe
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Faritra anatin' ny faritanin' i Toliara [3.1]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny faritra roa ambin' ny roapolo
Sary 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/03