Teny iditra |
tady
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Kofehy; ireo kiran-javamaniry samihafa azo atao kofehy amatorana: Makà tady hamehezana ny entana Famolaina: Efa nahitsy tamin' ny tady ity lalana ity [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A cord, a rope. Taly is used in the provinces. [Mal. tali.] [1.2]
|
| A rope [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Corde [1.8]
|
| Corde, cordon [1.13]
|
Ohatra |
1 | Nony tapaka ilay tady, nividianany tady vy.
[2.606]
|
2 | Toko telo mahamasa-nahandro, tady telo olana saro-tapahina.
[2.558]
|
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
tady
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fizahana, fikarohana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | (root) [1.2]
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|