Teny iditra (1/3) | 1 tana- |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe tanana |
Teny iditra (2/3) | 3 tana |
Sokajin-teny | 4 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
10 Tazona, fihina, geja amin' ny tanana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
11 Action de tenir, de retenir, d'arrêter, de saisir, de garder: Raha izany no re, tsy tana ny ranomaso (En entendant cela, personne ne peut retenir ses larmes) [1.3#664] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/3) | 13 tana |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Voambolana |
15 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
Fanazavàna teny malagasy |
16 tanalahy, tana: Mañano dian-tana [Tanala]
[1.78] 17 Biby mandady, irain-jehy na 20 sm eo ho eo ny halavany, manan-toetra manokana fa afaka miovaova volo arakaraka ny toerana misy azy ka sarotra avahana amin' ny manodidina -- Ny lahy aminy dia atao hoe tanalahy ary ny vavy tanavavy, izay mbola manana anarana maro arakaraka ny maha-tanora na zokinjokiny azy: soamarandrana, kamora, kamaitso, kamarabe [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
18 a chameleon [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
19 caméléon [1.8] |
Anaram-biby |
|
Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny tana io |
Lahatsoratra |
22 Randzavola: tana ao amin' ny Baiboly |
Sary |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/04 |