|
|
|
|

Teny iditra1  tsinjo
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Sandra hita tsipalotra: Tsinjoko teny an-tsena Rakoto tamin' ilay maizim-bava vilany iny [1.1]
4  Hita avy amin' ny toerana ambony: Tsinjoko ery an-dohasaha ny ondrinareo miraoka ahi-maitso [1.1]
5  Tazana lavitra: Tsinjonao ve iry vato mandondona be iry? Any ambadik' iny no misy ny any aminay [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  Aperçu, regardé de haut en bas, au loin: Tsinjoko eny an-tsaha ny ombiko (J’aperçois mes bœufs dans la campagne) ~ Tsinjoko teny an-dalambe izv ilay efa maizimaizina iny ny andro (Je l’ai aperçu sur la route à l’entrée de la nuit) [1.3#780]
Ohatra  7  Analakely tomefy vahoaka anefa no tsinjo ary vahoaka minia tsy mahalala ny hamafin' ny toetr' andro noho ny antom-pivelomana manery sy mahazaka maniriraka. [2.470]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Sampanteny 
11  Matoantenin' ny mpanao :
12  Matoantenin' ny iharana :
13  Matoantenin' ny fameno :
14  Anarana :
15  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny tsinjo io

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/27