|
|
|
|

Teny iditra1  volombava
Singan-teny  2  volo, vava
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Volo maniry eo ambonin' ny molotra ambony: Rehefa miresaka Rangahy io, jereo tsara fa aolanolany ny volombavany
5  Ny volo maniry eo ambany saoka, izay atao hoe "Volon-tsòmaka" amin' ny tena anarany: Ingahibe be volombava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  a beard, a moustache [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  barbe, moustache [1.8]
Voambolana  8  Haiaina
Kamban-teny 
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30