|
|
|
|

Teny iditra1  volombava
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Volo maniry eo ambonin' ny molotra ambony: Rehefa miresaka Rangahy io, jereo tsara fa aolanolany ny volombavany
Ny volo maniry eo ambany saoka, izay atao hoe "Volon-tsòmaka" amin' ny tena anarany: Ingahibe be volombava
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a beard, a moustache
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] barbe, moustache
Voambolana  6  Haiaina
Singan-teny  7  volo, vava
Kamban-teny 
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny volombava io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07