|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  adana
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Voambolana  3  Ontam-po
Fanazavàna teny malagasy  4  Fandehanana na fitenenana na fanaovan-javatra milamina, tsy rototra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  Slow, peaceful, tranquil; grave and prudent in action. Root not used in Imerina. [Mal. Adu, to repose (?).] [1.2]
6  Slowness; hence, peace, happiness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  Lenteur [1.3, 1.8, 1.5]
8  Etat paisible, prospérité [1.3, 1.5]
9  Démarche grave, abondance, paix [1.3]
10  Tranquillité, bonheur [1.8]
Sampanteny 
11  Matoantenin' ny mpanao :
12  Matoantenin' ny iharana :
13  Matoantenin' ny fameno :
14  Anarana :
15  Mpamaritra :
Mpanahaka  16  Anoka, danoka, daresaka, darona, tanesaka, fisomararetra, havotsana, havozavozana, hasambarana, hafinaretana, raondraona, firaondraonana, roandroana, firoandroanana, oronorona, fioronoronana, fandrian-tsaina, tsy fitebitebena, tsy fananana tahotra am-po, fandriam-pahalemana, tsy fananana horohoro
Anaran-toerana 

Teny iditra (2/2)18  Adana
Sokajin-teny  19  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Voambolana  20  Soratra Masina
Fanazavàna teny anglisy  21  Addan [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  22  Addân [2.996]
Ohatra  23  Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Keroba sy Adana ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany izy, na avy tamin'ny Isiraely, na tsia): [2.996]
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  24  Toko sy andininy momba Adana
Tsanganana sy sary iray takila  25  Teny nosokajiana araka ny sokajin-teny

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/10