Teny iditra (1/2) | 1 atsimo atsinanana |
Singan-teny | 2 atsimo, atsinanana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Ohatra |
4 Tsy vitan' izay ny amin' ny Arabo fa tonga taty atsimo atsinanana koa izy [2.366#9] 5 Foko avy tany atsimo atsinanan' i Madagasikara no niavian' ny Bara sy ny Filoha nitarika azy [2.508#274] |
Voambolana |
6 Toerana |
Teny iditra (2/2) | 7 Atsimo Atsinanana |
Singan-teny | 8 atsimo, atsinanana |
Sokajin-teny | 9 anaran-tsamirery (haitoetany) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [3.1] faritra anatin' ny faritanin' i Fianarantsoa |
Voambolana |
11 Pôlitika |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
34 Ny faritra roa ambin' ny roapolo |
Sary |
|
Fivaditsoratra | 37 Atsimo Atsinanana, atsimo atsinanana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30 |