<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 13:19 | And |
Ary nentin' i Mosesy niaraka taminy ny taolan' i Josefa, satria Josefa efa nampianiana dia nampianiana ny Zanak' Isiraely ka nanao hoe: Hamangy anareo tokoa Andriamanitra, dia hitondra ny taolako hiala atý miaraka aminareo ianareo. | Ary nentin' i Moizy niaraka taminy ny taolam-balon' i Josefa, araka ny nampianianan' i Josefa ny zanak' Israely hoe: Hovangian' Andriamanitra hianareo, ka ento lavitra miaraka aminareo hiala aty ny taolam-baloko. |