<-
->

Sal 44:1 We have heard with our ears, O God, our fathers have told us, what work thou didst in their days, in the times of old. Ho an' ny mpiventy hira. Nataon' ny Koraita. Maskila. Ny sofinay no nandrenesanay, Andriamanitra ô, ny razanay nilaza taminay ny asa nataonao tamin' ny androny, dia tamin' ny andro fahiny. Ho an' ny mpampianatra hira. Nataon' ny taranak' i Kore. Fihirana. Du maître de chant. Des fils de Coré. Poème.
Sal 44:2 How thou didst drive out the heathen with thy hand, and plantedst them; how thou didst afflict the people, and cast them out. Ny tananao no nandroahanao ny firenen-tsamy hafa, fa izy kosa nampitoerinao; efa nampahorinao ny firenena maro, fa izy kosa nataonao mahafeno tany. Andriamanitra ô, ny sofinay nandre, ny razanay nitantara taminay, ny asa nataonao tamin' ny androny, tamin' ny andro fahataloha. O Dieu, nous avons ouï de nos oreilles, nos pères nous ont raconté l' oeuvre que tu fis de leurs jours, aux jours d' autrefois,
Sal 44:3 For they got not the land in possession by their own sword, neither did their own arm save them: but thy right hand, and thine arm, and the light of thy countenance, because thou hadst a favour unto them. Fa tsy ny sabany no nahazoany ny tany, ary tsy ny sandriny no namonjy azy; fa ny tananao ankavanana sy ny sandrinao ary ny fahazavan' ny tavanao, satria efa sitrakao izy. Nandroaka firenena hianao tamin' ny tànanao, hamponenana azy; nikapoka vahoaka hianao hanitarana azy. et par ta main. Pour les planter, tu expulsas des nations, pour les étendre, tu malmenas des peuples;
Sal 44:4 Thou art my King, O God: command deliverances for Jacob. Hianao dia Hianao no Mpanjakako, Andriamanitra ô; Mandidia famonjena ho an' i Jakoba. Satria tsy ny sabatr' izy ireo no nahazoany ny tany, tsy ny sandrin' izy ireo no nahazoany fandresena, fa ny tànanao ankavanana, ny sandrinao, ny fahazavan' ny tavanao, satria tia azy hianao. ni leur épée ne conquit le pays, ni leur bras n' en fit des vainqueurs, mais ce furent ta droite et ton bras et la lumière de ta face, car tu les aimais.
Sal 44:5 Through thee will we push down our enemies: through thy name will we tread them under that rise up against us. Hianao no hanosehanay ny fahavalonay; ny anaranao no hanitsahanay izay mitsangana hamely anay. Hianao no mpanjakako, ry Andriamanitro ocirc;! Mandidia ny famonjena ho an' i Jakoba! C' est toi, mon Roi, mon Dieu, qui décidais les victoires de Jacob;
Sal 44:6 For I will not trust in my bow, neither shall my sword save me. Fa tsy ny tsipikako no itokiako, ary ny sabatro tsy hahavonjy ahy. Hianao no handavoanay ny fahavalonay, ny anaranao no anorotoroanay ny mpanohitra anay. par toi, nous enfoncions nos adversaires, par ton nom, nous piétinions nos agresseurs.
Sal 44:7 But thou hast saved us from our enemies, and hast put them to shame that hated us. Fa namonjy anay tamin' ny fahavalonay Hianao, ary ny nankahala anay dia nataonao menatra. Fa tsy matoky amin' izay tsipìkako aho; tsy hahavonjy ahy ny sabatro. Ni dans mon arc n'était ma confiance, ni mon épée ne me fit vainqueur;
Sal 44:8 In God we boast all the day long, and praise thy name for ever. Selah. Andriamanitra no ankalazainay mandrakariva; ary ny anaranao no hoderainay mandrakizay. Fa hianao no manafaka anay amin' ny fahavalonay; sy mampahamenatra an' ireo mankahala anay. par toi nous vainquions nos adversaires, tu couvrais nos ennemis de honte;
Sal 44:9 But thou hast cast off, and put us to shame; and goest not forth with our armies. Fa efa nanary anay ianao ka nampahamenatra anay, ary tsy mba mivoaka miaraka amin' ny antokon' ny miaramilanay Hianao. Andriamanitra no ireharehanay isan' andro, ary ny anaranao no derainay mandrakizay! en Dieu nous jubilions tout le jour, célébrant sans cesse ton nom.
Sal 44:10 Thou makest us to turn back from the enemy: and they which hate us spoil for themselves. Ataonao miamboho ny fahavalonay izahay, koa ny mankahala anay dia nanaram-po namabo. Kanjo manosi-bohon-tànana sy manafo-kenatra anay hianao, tsy miara-mivoaka amin' ny tafikay intsony. Et pourtant, tu nous as rejetés et bafoués, tu ne sors plus avec nos armées;
Sal 44:11 Thou hast given us like sheep appointed for meat; and hast scattered us among the heathen. Atolotrao tahaka ny ondry hohanina izahay, ary aelinao any amin' ny firenen-tsamy hafa. Ataonao mikoy eo anatrehan' ny fahavalo izahay, ary baboin' ireo mankahala anay. tu nous fais reculer devant l' adversaire, nos ennemis ont pillé à coeur joie.
Sal 44:12 Thou sellest thy people for nought, and dost not increase thy wealth by their price. Mivarotra ny olonao tsy vola tsy harena Hianao, ka tsy mahazo tombony amin' ny vidiny. Atolotrao toy ny ondry entin-kovonoina izahay; aelinao amin' ny firenena izahay. Comme animaux de boucherie tu nous livres et parmi les nations tu nous as dispersés;
Sal 44:13 Thou makest us a reproach to our neighbours, a scorn and a derision to them that are round about us. Ataonao fandatsan' ny olona miray monina aminay izahay, dia fanakora sy faneson' izay manodidina anay. Ataonao varoboba ny vahoakanao, fa tsy asianao vidiny ohatrinona akory. tu vends ton peuple à vil prix sans t' enrichir à ce marché.
Sal 44:14 Thou makest us a byword among the heathen, a shaking of the head among the people. Ataonao ho ambentinteny amin' ny firenen-tsamy hafa izahay, dia fihifikifihan-doha amin' ny olona maro. Ataonao fandatsan' ny tany amam-monina izahay; dia faneso amam-panarabian' ny manodidina anay. Tu fais de nous l' insulte de nos voisins, fable et risée de notre entourage;
Sal 44:15 My confusion is continually before me, and the shame of my face hath covered me, Tsaroako mandrakariva ny fahafaham-boninahitro, ary efa manafotra ahy ny fangaihaizako, Ampanjarianao ho ambentin-tenin' ny firenena izahay ka ihifikifihan-doha amin' ny vahoaka. tu fais de nous le proverbe des nations, hochement de tête parmi les peuples.
Sal 44:16 For the voice of him that reproacheth and blasphemeth; by reason of the enemy and avenger. Noho ny feon' ny mpanaratsy sy ny mpanamavo, noho ny fahavalo sy ny mpamaly ratsy. Eo imasoko lalandava ny fangaihaiko, ary safotry ny henatra ny tarehako, Tout le jour, mon déshonneur est devant moi et la honte couvre mon visage,
Sal 44:17 All this is come upon us; yet have we not forgotten thee, neither have we dealt falsely in thy covenant. Izany rehetra izany no manjo anay, nefa tsy manadino anao izahay ary tsy mivadika ny fanekenao. amin' ny feon' ny mpaneso amam-pamingavinga; amin' ny fahitana ny fahavalo mbamin' izay mirehitra ny hamaly ratsy. sous les clameurs d' insulte et de blasphème, au spectacle de la haine et de la vengeance.
Sal 44:18 Our heart is not turned back, neither have our steps declined from thy way; Tsy mihemotra ny fonay, ary tsy miala amin' ny lalanao ny dianay. Izany rehetra izany no manjo anay, nefa tsy nanadino anao izahay; tsy nivadika tamin' ny fanekenao izahay. Tout cela nous advint sans t' avoir oublié, sans avoir trahi ton alliance,
Sal 44:19 Though thou hast sore broken us in the place of dragons, and covered us with the shadow of death. Nefa Hianao nanorotoro anay teo amin' ny fitoeran' ny amboadia sy nanarona anay tamin' ny aloky ny fahafatesana. Tsy nihemotra hianotra ny fonay; tsy niala tamin' ny làlanao ny dianay, sans que nos coeurs soient revenus en arrière, sans que nos pas aient quitté ton sentier
Sal 44:20 If we have forgotten the name of our God, or stretched out our hands to a strange god; Raha nanadino ny anaran' Andriamanitray izahay, na nananty tanana tamin' ny andriamani-kafa, no anorotoroanao anay eo amin' ny fieren' ny amboadia, sy anaronanao anay amin' ny aloky ny fahafatesana. tu nous broyas au séjour des chacals, nous couvrant de l' ombre de la mort.
Sal 44:21 Shall not God search this out? for he knoweth the secrets of the heart. Tsy handinika izany va Andriamanitra? Fa Izy mahalala ny miafina ao am-po. Raha nanadino ny anaran' Andriamanitra izahay, sy nanandra-tànana tamin' andriamani-kafa, Si nous avions oublié le nom de notre Dieu, tendu les mains vers un dieu étranger,
Sal 44:22 Yea, for thy sake are we killed all the day long; we are counted as sheep for the slaughter. Fa noho ny aminao no amonoana anay mandrakariva; toy ny ondry hovonoina no fijery anay. tsy ho hitan' Andriamanitra va izany, nefa ny miafina ao am-po aza fantany? est-ce que Dieu ne l' eût pas aperçu, lui qui sait les secrets du coeur?
Sal 44:23 Awake, why sleepest thou, O Lord? arise, cast us not off for ever. Mifohaza, ry Tompo ô, nahoana no matory Hianao? Mitsangàna, aza manary mandrakizay. Hianao ihany anefa no amonoana anay isan' andro, sy nanandra-tànana tamin' andriamani-kafa, entin-kovonoina. C' est pour toi qu' on nous massacre tout le jour, qu' on nous traite en moutons d' abattoir.
Sal 44:24 Wherefore hidest thou thy face, and forgettest our affliction and our oppression? Nahoana no manafina ny tavanao Hianao, ka manadino ny fahantranay sy ny fahorianay? Mifohaza, ry Tompo ô! Nahoana no matory hianao? Mifohaza, fa aza dia arianao mandrakizay izahay! Lève-toi, pourquoi dors-tu, Seigneur? Réveille-toi, ne rejette pas jusqu'à la fin!
Sal 44:25 For our soul is bowed down to the dust: our belly cleaveth unto the earth. Fa miankohoka amin' ny vovoka ny fanahinay, miraikitra amin' ny tany ny kibonay. Nahoana no dia afeninao ny tavanao, ka hadinonao ny fahantrana amam-pahorianay? Pourquoi caches-tu ta face, oublies-tu notre oppression, notre misère?
Sal 44:26 Arise for our help, and redeem us for thy mercies' sake. Mitsangàna hamonjy anay, ary avoty izahay araka ny famindram-ponao. Fa ny fanahinay, tafahohoka amin' ny vovoka, ny vatanay tafaraikitra amin' ny tany! Car notre âme est effondrée en la poussière, notre ventre est collé à la terre.
Sal 44:27 Mitsangàna hamonjy anay, afaho izahay noho ny hatsaram-ponao. Debout, viens à notre aide, rachète-nous en raison de ton amour!

<-
->