<-
->

Sal 67:1 God be merciful unto us, and bless us; and cause his face to shine upon us; Selah. Ho an' ny mpiventy hira. Hampiarahina amin' ny valiha. Salamo. Tonon-kira. Andriamanitra anie hamindra fo aminay sy hitahy anay; hampamirapiratra ny tavany aminay anie Izy; Ho an' ny mpampianatra hira. Ampiarahina amin' ny zava-maneno tendrena. Salamo. Fihirana. Du maître de chant. Sur les instruments à cordes. Psaume. Cantique.
Sal 67:2 That thy way may be known upon earth, thy saving health among all nations. Mba ho fantatra etý ambonin' ny tany ny lalanao sy ny famonjenao any amin' ny jentilisa rehetra. Hanambina sy hitahy antsika anie Andriamanitra! hampamirapiratra ny tavany amintsika anie izy! - Selà. Que Dieu nous prenne en grâce et nous bénisse, faisant luire sur nous sa face!
Sal 67:3 Let the people praise thee, O God; let all the people praise thee. Hidera Anao ny firenena, Andriamanitra ô; eny, hidera Anao ny firenena rehetra. mba ho fantatra ety ambonin' ny tany ny làlanao, ary amin' ny firenena rehetra, ny famonjenao! Sur la terre on connaîtra tes voies, parmi toutes les nations, ton salut.
Sal 67:4 O let the nations be glad and sing for joy: for thou shalt judge the people righteously, and govern the nations upon earth. Selah. Hifaly sy hihoby ny firenentsamy hafa, Satria mitsara marina ny firenena Hianao; ny firenen-tsamy hafa ambonin' ny tany dia entinao; Hidera anao anie ny firenena, ry Andriamanitra, hidera anao anie ny firenena rehetra! Que les peuples te rendent grâce, ô Dieu, que les peuples te rendent grâce tous!
Sal 67:5 Let the people praise thee, O God; let all the people praise thee. Hidera Anao ny firenena, Andriamanitra ô; eny, hidera Anao ny firenena rehetra. Aoka hirobiroby ny firenena sy hisomebin-kafaliana, fa mitsara ny vahoaka amim-pahitsiana hianao sy mitondra ny firenena ambonin' ny tany. Que les nations jubilent et chantent, car tu juges le monde avec justice, tu juges les peuples en droiture, sur la terre tu gouvernes les nations.
Sal 67:6 Then shall the earth yield her increase; and God, even our own God, shall bless us. Ny tany efa nahavokatra; mitahy antsika Andriamanitra, dia Andriamanitsika. Hidera anao anie ny firenena, ry Andriamanitra, hidera anao anie ny firenena rehetra! Que les peuples te rendent grâce, ô Dieu, que les peuples te rendent grâce tous!
Sal 67:7 God shall bless us; and all the ends of the earth shall fear him. Mitahy antsika Andriamanitra; ary hatahotra Azy ny vazan-tany rehetra. Efa nahavokatra ny tany; hotahian' Andriamanitra, dia ny Andriamanitsika, anie isika! La terre a donné son produit, Dieu, notre Dieu, nous bénit.
Sal 67:8 Hotahian' Andriamanitra anie isika! ary hanaja azy anie ny vazan-tany rehetra! Que Dieu nous bénisse et qu' il soit craint de tous les lointains de la terre!

<-
->