<-
->

Sal 51:1 Have mercy upon me, O God, according to thy lovingkindness: according unto the multitude of thy tender mercies blot out my transgressions. Ho an' ny mpiventy hira. Salamo nataon' i Davida, fony Natana mpaminany nankao aminy rehefa naka an' i Batseba izy. Mamindrà fo amiko, Andriamanitra ô, araka ny fahasoavanao; araka ny haben' ny fiantranao vonoy ny fahadisoako. Ho an' ny mpampianatra hira. Salamo nataon' i Davida, Du maître de chant. Psaume. De David.
Sal 51:2 Wash me throughly from mine iniquity, and cleanse me from my sin. Sasao madio aho mba ho afa-keloka, ary diovy aho mba ho afa-pahotana. fony Natàna mpaminany nankao aminy, nony efa nandeha tamin' i Betsabea izy. Quand Natân le prophète vint à lui parce qu' il était allé vers Bethsabée.
Sal 51:3 For I acknowledge my transgressions: and my sin is ever before me. Fa tsaroako ny fahadisoako, ary eo anatrehako mandrakariva ny fahotako. Andriamanitra ô, mamindrà fo amiko, araka ny fiantranao; vonoy ny hadisoako, araka ny haben' ny famindram-ponao. Pitié pour moi, Dieu, en ta bonté, en ta grande tendresse efface mon péché,
Sal 51:4 Against thee, thee only, have I sinned, and done this evil in thy sight: that thou mightest be justified when thou speakest, and be clear when thou judgest. Taminao dia taminao ihany no nanotako, ary izay ratsy eo imasonao no efa nataoko, mba ho marina Hianao, raha miteny, ary tsy hanan-tsiny Hianao, raha mitsara. Sasao tanteraka aho amin' ny heloko, ary diovy aho amin' ny fahotako. lave-moi tout entier de mon mal et de ma faute purifie-moi.
Sal 51:5 Behold, I was shapen in iniquity; and in sin did my mother conceive me. Indro, tamin' ny heloka no niterahana ahy, ary tamin' ny fahotana no torontoronina ahy ny reniko. Fa mihaiky ny hadisoako aho, ary eo anatrehako mandrakariva ny fahotako. Car mon péché, moi, je le connais, ma faute est devant moi sans relâche;
Sal 51:6 Behold, thou desirest truth in the inward parts: and in the hidden part thou shalt make me to know wisdom. Indro, fahamarinana ao am-po no sitrakao; ary fahendrena ao amin' ny miafina no ampahafantarinao ahy. Taminao irery ihany no nanotako; nanao izay ratsy eo imasonao aho, mba ho hitan' ny olona fa marina hianao amin' ny teny fitsaranao, ka tsy manan-tsiny, amin' ny fitsaranao. contre toi, toi seul, j' ai péché, ce qui est coupable à tes yeux, je l' ai fait. Pour que tu montres ta justice quand tu parles et que paraisse ta victoire quand tu juges.
Sal 51:7 Purge me with hyssop, and I shall be clean: wash me, and I shall be whiter than snow. Diovy hysopa aho ho afa-pahotana, dia hadio; sasao aho, dia ho fotsy mangatsakatsaka. Indro izaho teraka tamin' ny heloka; i neny koa torontoronina ahy tamin' ny fahotana. Vois : mauvais je suis né, pécheur ma mère m' a conçu.
Sal 51:8 Make me to hear joy and gladness; that the bones which thou hast broken may rejoice. Ampandreneso fifaliana sy faharavoravoana aho, hifalian' ny taolana izay voavakivakinao. Indro anefa tianao mba ho ao anatin' ny fo ny fahitsiana; dia ampahafantaro ahy, ato anatiko, ny fahendrena. Mais tu aimes la vérité au fond de l'être, dans le secret tu m' enseignes la sagesse.
Sal 51:9 Hide thy face from my sins, and blot out all mine iniquities. Afeno ny tavanao ny fahotako ary vonoy ny heloko rehetra. Diovy amin' ny hisopa aho, dia hadio; sasao aho, dia ho fotsy noho ny oram-panala. Ote mes taches avec l' hysope, je serai pur; lave-moi, je serai blanc plus que neige.
Sal 51:10 Create in me a clean heart, O God; and renew a right spirit within me. Amorony fo madio aho, Andriamanitra ô; ary havaozy hiorina marina ny fanahiko ato anatiko. Ampandreneso fifaliana amam-piravoravoana aho, dia hifaly ny taolana izay efa novakivakinao. Rends-moi le son de la joie et de la fête qu' ils dansent, les os que tu broyas!
Sal 51:11 Cast me not away from thy presence; and take not thy holy spirit from me. Aza manary ahy hiala eo anatrehanao; ary aza manaisotra ny Fanahinao Masina amiko. Afeno ny tavanao ny fahotako, ary vonoy avokoa ny heloko. Détourne ta face de mes fautes, et tout mon mal, efface-le.
Sal 51:12 Restore unto me the joy of thy salvation; and uphold me with thy free spirit. Ampodio amiko ny fifaliana amin' ny famonjenao; ary tohàny fanahy mazoto aho. Ry Andriamanitra ô, amorony fo madio aho; ary fanahy mihenjana no havaozy ato anatiko. Dieu, crée pour moi un coeur pur, restaure en ma poitrine un esprit ferme;
Sal 51:13 Then will I teach transgressors thy ways; and sinners shall be converted unto thee. Dia hampianatra ny olon-diso ny lalanao aho; ary ny mpanota hampiverenina aminao. Aza ariana lavitra ny tavanao aho; aza esorina amiko ny fanahinao masina. ne me repousse pas loin de ta face, ne m' enlève pas ton esprit de sainteté.
Sal 51:14 Deliver me from bloodguiltiness, O God, thou God of my salvation: and my tongue shall sing aloud of thy righteousness. Vonjeo ho afaka amin' ny valin-drà aho, Andriamanitra ô, Andriamanitry ny famonjena ahy; hihoby ny fahamarinanao ny vavako. Ampodio ny fifaliana amin' ny famonjenao, ary tohany amin' ny fananana fo mazoto aho. Rends-moi la joie de ton salut, assure en moi un esprit magnanime.
Sal 51:15 O Lord, open thou my lips; and my mouth shall shew forth thy praise. Tompo ô, sokafy ny molotro, dia hanambara ny fiderana Anao ny vavako. Hampianariko ny làlanao, ry zareo mandika azy, ka hiverina aminao indray ny mpanota. Aux pécheurs j' enseignerai tes voies, à toi se rendront les égarés.
Sal 51:16 For thou desirest not sacrifice; else would I give it: thou delightest not in burnt offering. Fa tsy fanatitra no sitrakao; raha izany dia nomeko ihany; ny fanatitra dorana tsy mahafaly Anao. Andriamanitra ô, ry Andriamanitry ny famonjena ahy, afaho amin' ny ra nalatsaka aho, dia hidera ny fahamarinanao ny vavako. Affranchis-moi du sang, Dieu, Dieu de mon salut, et ma langue acclamera ta justice;
Sal 51:17 The sacrifices of God are a broken spirit: a broken and a contrite heart, O God, thou wilt not despise. Ny fanatitra ho an' Andriamanitra dia fanahy torotoro; ny fo torotoro sy mangorakoraka, Andriamanitra ô, tsy mba ataonao tsinontsinona. Tompo ô, sokafy ny molotro, dia hitory ny fiderana anao ny vavako. Seigneur, ouvre mes lèvres, et ma bouche publiera ta louange.
Sal 51:18 Do good in thy good pleasure unto Zion: build thou the walls of Jerusalem. Manaova soa amin' i Ziona araka ny fahasoavanao; ataovy ny mandan' i Jerosalema. Tsy sitrakao ny sorona, - fa homeko raha tianao izany; - tsy mahafaly anao ny sorona dorana. Car tu ne prends aucun plaisir au sacrifice; un holocauste, tu n' en veux pas.
Sal 51:19 Then shalt thou be pleased with the sacrifices of righteousness, with burnt offering and whole burnt offering: then shall they offer bullocks upon thine altar. Dia ho sitrakao ny fanati-pahamarinana sy ny fanatitra dorana ary ny fanatitra levonina amin' ny afo; dia hanatitra vantotr' ombilahy eo amin' ny alitaranao ny olona. Fa fanahy torotoro no sorona ho an' Andriamanitra; aza tebahinao, ry Andriamanitra, ny fo torotoro sy malahelo. Le sacrifice à Dieu, c' est un esprit brisé; d' un coeur brisé, broyé, Dieu, tu n' as point de mépris.
Sal 51:20 Manaova soa be ho an' i Siona, araka ny hatsaram-ponao, atsangano ny mandan' i Jerosalema. En ton bon vouloir, fais du bien à Sion rebâtis les remparts de Jérusalem!
Sal 51:21 Dia hankasitrahanao ny sorom-pahamarinana, ny sorona dorana ary ny fanatitra lavorary; ka dia hanaterana ombalahy eo ambonin' ny otelinao. Alors tu te plairas aux sacrifices de justice holocauste et totale oblation alors on offrira de jeunes taureaux sur ton autel.

<-
->