<-
->

Sal 4:1 Hear me when I call, O God of my righteousness: thou hast enlarged me when I was in distress; have mercy upon me, and hear my prayer. Ho an' ny mpiventy hira. Hampiarahina amin' ny valiha. Salamo nataon' i Davida. Raha miantso aho, mamalia ahy, ry Andriamanitry ny fahamarinako ô; Raha tao an-katerena aho, dia nohalalahinao toerana; Mamindrà fo amiko, ka henoy ny fivavako. Ho an' ny mpampianatra hira amin' ny zava-maneno tendrena. Salamon' i Davida. Du maître de chant. Avec instruments à cordes. Psaume. De David.
Sal 4:2 O ye sons of men, how long will ye turn my glory into shame? how long will ye love vanity, and seek after leasing? Selah. Ry lehibe, mandra-pahoviana no hataonareo ho henatra ny voninahitro, ary ho tia zava-poana sy hamoron-dainga ianareo? Ry Andriamanitry ny fahamarinako ô, valio aho raha miantso anao, hianao izay mahalalaka ahy amin' izay mahaporitra ahy. Mamindrà fo amiko ary henoy ny fivavahako. Quand je crie, réponds-moi, Dieu de ma justice, dans l' angoisse tu m' as mis au large pitié pour moi, écoute ma prière!
Sal 4:3 But know that the Lord hath set apart him that is godly for himself: the Lord will hear when I call unto him. Kanefa aoka ho fantatrareo fa efa navahan' i Jehovah ho Azy ny tsara fanahy; Jehovah hihaino, raha miantso Azy aho. Ry zanak' olombelona ô, mandra-pahoviana no ho voatsiratsira ny voninahitro? Mandra-pahoviana no hitiavanareo ny zava-poana, sy hitadiavanareo ny lainga? - Selà. Fils d' homme, jusqu' où s' alourdiront vos coeurs, pourquoi ce goût du rien, cette course à l' illusion?
Sal 4:4 Stand in awe, and sin not: commune with your own heart upon your bed, and be still. Selah. Tezera, fa aza manota; mieritrereta eo am-pandrianareo, ka mangina. Fantatro fa efa nofantenan' ny Tompo ho azy ny olon-tia vavaka iray; ka mihaino Iaveh raha miantso azy aho. Sachez-le, pour son ami Yahvé fait merveille, Yahvé écoute quand je crie vers lui.
Sal 4:5 Offer the sacrifices of righteousness, and put your trust in the Lord. Manatera fanati-pahamarinana,ary matokia an' i Jehovah. Matahora ka aza manota intsony! Mitenena anakam-po ao am-pandrianareo, ka mitsahara! - Selà. Frémissez et ne péchez plus, parlez en votre coeur, sur votre couche faites silence.
Sal 4:6 There be many that say, Who will shew us any good? Lord, lift thou up the light of thy countenance upon us. Maro no niteny hoe: iza no haneho soa antsika? Asandrato aminay ny fahazavan' ny tavanao, Jehovah ô. Manatera sorom-pahamarinana, ary matokia an' ny Tompo. Offrez des sacrifices de justice et soyez sûrs de Yahvé.
Sal 4:7 Thou hast put gladness in my heart, more than in the time that their corn and their wine increased. Efa nasianao fifaliana ny foko mihoatra noho ny tamin' ny taona nahabetsahan' ny variny sy ny ranom-boalobony. Maro no milaza hoe: Iza no hampahita antsika ny fahasambarana? Ataovy miposaka aminay ny fahazavan' ny tavanao, ry Iaveh! Beaucoup disent : "Qui nous fera voir le bonheur?" Fais lever sur nous la lumière de ta face. Yahvé,
Sal 4:8 I will both lay me down in peace, and sleep: for thou, Lord, only makest me dwell in safety. Handry amin' ny fiadanana aho, ka dia hatory miaraka amin' izay, satria Hianao, Jehovah ô, no mampitoetra ahy mitokana irery tsy manana ahiahy. Fa hianao efa nanisy hafaliana tao am-poko mihoatra noho ny azy ireo, amin' ny fotoana mahabetsaka ny variny aman-divainy vaovao. tu as mis en mon coeur plus de joie qu' aux jours ou leur froment, leur vin nouveau débordent.
Sal 4:9 Handry amim-piadanana aho, ka dia hatory miaraka amin' izay; fa hianao, ry Iaveh, dia hianao irery no mampitoetra ahy tsy amin' ahiahy. En paix, tout aussitôt, je me couche et je dors c' est toi, Yahvé, qui m'établis à part, en sûreté.

<-
->