<-
->

Sal 75:1 Unto thee, O God, do we give thanks, unto thee do we give thanks: for that thy name is near thy wondrous works declare. Ho an' ny mpiventy hira. Al-tasheth. Salamo nataon' i Asafa. Tonon-kira. Hisaoranay Hianao, Andriamanitra ô; eny, hisaoranay Hianao; fa akaiky ny anaranao; mitory ny fahagagana ataonao ny olona. Ho an' ny mpampianatra hira. Aza mandrava. Salamon' i Asafa. Fihirana. Du maître de chant. "Ne détruis pas." Psaume. D' Asaph. Cantique.
Sal 75:2 When I shall receive the congregation I will judge uprightly. Fa ho avy tokoa amin' ny fotoana Aho; eny, Izaho no hitsara marina. Midera anao izahay, ry Andriamanitra, midera anao izahay; akaiky ny anaranao, mitory ny zava-mahagaga ataonao ny olona. A toi nous rendons grâce, ô Dieu, nous rendons grâce, en invoquant ton nom, en racontant tes merveilles.
Sal 75:3 The earth and all the inhabitants thereof are dissolved: I bear up the pillars of it. Selah. Mihorohoro ny tany sy ny mponina rehetra eo aminy, nefa Izaho no nanorina ny andriny. Rehefa tonga ny fotoana, hitsara marina aho, "Au moment que j' aurai décidé, je ferai, moi, droite justice;
Sal 75:4 I said unto the fools, Deal not foolishly: and to the wicked, Lift not up the horn: Hoy izaho tamin' ny mpirehareha: aza mirehareha, ary tamin' ny ratsy fanahy: aza manandra-tandroka; mihozongozona ny tany mbamin' ny mponina rehetra eo aminy; izaho kosa dia mampiorina ny andriny. - Selà. la terre s' effondre et tous ses habitants; j' ai fixé, moi, ses colonnes.
Sal 75:5 Lift not up your horn on high: speak not with a stiff neck. Aza manandratra ny tandrokareo ho avo; ary aza miteny sahisahy amin' ny fahamafian-katoka. Hoy aho amin' ny mpirehareha: Aza mirehareha! ary amin' ny ratsy fanahy: Aza manangan-doha! "J' ai dit aux arrogants : Pas d' arrogance! aux impies : Ne levez pas le front,
Sal 75:6 For promotion cometh neither from the east, nor from the west, nor from the south. Fa tsy avy any atsinanana, na avy any andrefana, na avy any atsimo, ny fisandratana. Aza avo fanangan-doha loatra, aza miteny an' avonavona be loatra! ne levez pas si haut votre front, ne parlez pas en raidissant l'échine."
Sal 75:7 But God is the judge: he putteth down one, and setteth up another. Fa Andriamanitra no Mpitsara; mampietry ny anankiray Izy ary manandratra ny anankiray kosa. Fa tsy avy any atsinanana, na avy any andrefana, na avy any an' efitry ny tendrombohitra!... Car ce n' est plus du levant au couchant, ce n' est plus au désert des montagnes
Sal 75:8 For in the hand of the Lord there is a cup, and the wine is red; it is full of mixture; and he poureth out of the same: but the dregs thereof, all the wicked of the earth shall wring them out, and drink them. Fa misy kapoaka eo an-tànan' i Jehovah, feno divay mandroatra miharoharo zavatra iny, ka ampisotroany; eny, ny ratsy fanahy rehetra amin' ny tany dia hitroka ny faikany. Tsia fa Andriamanitra no manao ny fitsarana: ny iray aetriny, ny iray asandrany. qu' en vérité, Dieu le juge, abaisse l' un ou élève l' autre
Sal 75:9 But I will declare for ever; I will sing praises to the God of Jacob. Fa izaho hanambara izany mandrakizay, ka hankalaza an' Andriamanitr' i Jakoba. Satria eo an-tanan' ny Tompo misy kapoaka, ka divay mandroatra miharo zava-manitra no ao. Dia aidiny izany: eny, hotsentsefiny ny faikan' izany, hisotro avokoa ny ratsy fanahy amin' ny tany. Yahvé a en main une coupe, et c' est de vin fermenté qu' est rempli le breuvage; il en versera, ils en suceront la lie, ils boiront, tous les impies de la terre.
Sal 75:10 All the horns of the wicked also will I cut off; but the horns of the righteous shall be exalted. Ary ny tandroky ny ratsy fanahy rehetra hotapahiko; fa ny tandroky ny marina kosa no hasandratra. Fa izaho kosa hitory izany mandrakizay, hihira fiderana ny Andriamanitr' i Jakoba aho. Et moi, j' annoncerai à jamais, je jouerai pour le Dieu de Jacob;
Sal 75:11 Ary ny tandroky ny ratsy fanahy rehetra hotapahiko; fa ny tandroky ny marina kosa hasandratro. je briserai la vigueur des impies; et la vigueur du juste se dressera.

<-
->