<-
->

Sal 93:1 The Lord reigneth, he is clothed with majesty; the Lord is clothed with strength, wherewith he hath girded himself: the world also is stablished, that it cannot be moved. Jehovah no Mpanjaka mitafy voninahitra Izy; Jehovah mitafy, eny, misikina hery Izy; Ary izao rehetra izao nampitoerina ka tsy hihetsika. Mpanjaka Iaveh, mitafy fiandrianana izy, mitafy Iaveh, misikina hery izy: ka miorina mafy izao tontolo izao fa tsy mangozohozo. Yahvé règne, il est vêtu de majesté, il est vêtu, enveloppé de puissance. Oui, le monde est stable; point ne bronchera.
Sal 93:2 Thy throne is established of old: thou art from everlasting. Ny seza fiandriananao nampitoerina hatramin' ny fahagola; Hatrizay hatrizay Hianao. Voatsangana hatry ny fiandohana fahagola, ny fiandriananao, misy hatramin' ny mandrakizay hianao. Ton trône est établi dès l' origine, depuis toujours, tu es.
Sal 93:3 The floods have lifted up, O Lord, the floods have lifted up their voice; the floods lift up their waves. Mamandra-peo ny riaka, Jehovah ô, Eny, manandra-peo ny riaka; Mampirohondrohona ny feony ny riaka. Ny ony, ry Iaveh, manandratra, ny ony manandratra ny feony, ny ony manandratra ny onjany mimamamama. Les fleuves déchaînent, ô Yahvé, les fleuves déchaînent leur voix, les fleuves déchaînent leur fracas;
Sal 93:4 The Lord on high is mightier than the noise of many waters, yea, than the mighty waves of the sea. Mihoatra noho ny rano sady be no mahery, Eny, mihoatra noho ny onjan-dranomasina lehibe, Ny voninahitr' i Jehovah any amin' ny avo. Mihoatra noho ny feon' ny ranobe, sy ny onjan-dranomasina mahery, dia be voninahitra Iaveh any amin' ny avo! plus que la voix des eaux innombrables, plus superbe que le ressac de la mer; superbe est Yahvé dans les hauteurs.
Sal 93:5 Thy testimonies are very sure: holiness becometh thine house, O Lord, for ever. Ny teni-vavolombelonao dia marina indrindra; Fahamasinana no mendrika ny tranonao mandritra ny andro maro, Jehovah ô. Tsy miova ny teny vavolombelonao, ny fahamasinana no mendrika ny tranonao; mandritra ny faharetan' ny andro rehetra, ry Iaveh ô! Ton témoignage est véridique entièrement; la sainteté est l' ornement de ta maison, Yahvé, en la longueur des jours.

<-
->