<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 10:1 | And |
Ary Nadaba sy Abiho, zanak' i Arona, samy naka ny fitondran' afony avy ka nanisy afo teo anatiny, ary nanisy ditin-kazo manitra teo, dia nanatitra afo tsy izy teo anatrehan' i Jehovah, izay tsy nandidiany azy. | Ary Nabada sy Abiò, zanak' i Aarona, samy naka ny fanembohany avy dia nanisy afo tao anatiny, sy nametraka zava-manitra teo amboniny, dia nitondra afo hafa teo anatrehan' ny Tompo, nefa tsy nahazo didy momba izany izy. | Les fils d' |