<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 2:13 | And every oblation of thy meat offering shalt thou season with salt; neither shalt thou suffer the salt of the covenant of thy |
Ary samy asio sira ny fanatitra hohaninao rehetra; ary ny siran' ny faneken' Andriamanitrao dia aza atsahatra amin' ny fanatitra hohaninao; fa manatera sira miaraka amin' ny fanatitrao rehetra. | Asiana sira avokoa ny fanatitra aterinao; aza avela tsy hisy siran' ny fanekem-pihavanan' ny Andriamanitrao ny fanatritrao: hanolotra sira ao amin' ny fanatitrao rehetra hianao. | Tu saleras toute oblation que tu offriras et tu ne manqueras pas de mettre sur ton oblation le sel de l' alliance de |