<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 22:18 | Speak unto |
Mitenena amin' i Arona sy ny zanany ary ny zanak' Isiraely rehetra hoe: Na iza na iza amin' ny taranak' Isiraely, na amin' ny vahiny eo amin' ny Isiraely, no manatitra ny fanatiny ho fanatitra hanalany voady na ho fanati-tsitrapony, izay hateriny ho an' i Jehovah ho fanatitra dorana, | Mitenena amin' i Aarona sy ny zanany mbamin' ny zanak' Israely rehetra, ka lazao aminy hoe: Na zovy na zovy amin' ny zanak' Israely, na amin' ny vahiny eo amin' Israely manatitra ny fanatiny, na ho fanalam-boady, na ho fanomezana an-tsitra-po, ka ateriny amin' ny Tompo ho sorona dorana, | Parle à |