<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 22:4 | What man soever of the seed of |
Na iza na iza amin' ny taranak' i Arona no boka na marary mitsika dia tsy hihinana ny zava-masina mandra-pahadiony. Ary izay rehetra mikasika izay maloto amim-paty, na izay lehilahy nialan' ny azy, | Ny olona rehetra amin' ny taranak' i Aarona, izay azon' ny habokana na marary mitsika dia tsy hihinana ny zava-masina mandra-pahadiony. Torak' izany koa izay nikasika olona voaloto, nikasika faty, izay nandeha rano maloto, | Tout homme de la descendance d' |