<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 23:27 | Also on the tenth day of this seventh month there shall be a day of atonement: it shall be an holy convocation unto you; and ye shall afflict your souls, and offer an offering made by fire unto the |
Ary amin' ny andro fahafolo amin' izany volana fahafito izany (dia ny andro fanavotana) hisy fivoriana masina ho anareo; ary hampahory ny tenanareo ianareo ka hanatitra fanatitra atao amin' ny afo ho an' i Jehovah. | Ny andro fahafolon' io volana fahafito io no andron' ny Fanonerana: Hanao fivoriana masina hianareo, hampijaly tena, ary hanatitra sorona atao amin' ny afo ho an' ny Tompo. | D' autre part, le dixième jour de ce septième mois, c' est le jour des Expiations. Il y aura pour vous une sainte assemblée. Vous jeûnerez et vous offrirez un mets à |