<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 5:12 | Then shall he bring it to the priest, and the priest shall take his handful of it, even a memorial thereof, and burn it on the altar, according to the offerings made by fire unto the |
Dia hitondra azy ho eo amin' ny mpisorona izy, ary handraofan' ny mpisorona eran-tànan-ila ho fanati-pahatsiarovana avy aminy ka hodorany ho fofona eo ambonin' ny alitara miaraka amin' ny fanatitra atao amin' ny afo ho an' i Jehovah; dia fanatitra noho ny ota izany. | Hitondra izany ho eo amin' ny mpisorona izy, ary ny mpisorona haka eran-tànan' ila amin' izany ho fahatsiarovana, dia handoro azy hanetona eo ambonin' ny otely, eo ambonin' ny sorona atao amin' ny afo, ho an' ny Tompo; sorona noho ny ota izany. | Il l' apportera au prêtre et celui-ci en prendra une pleine poignée en mémorial qu' il fera fumer à l' autel en plus des mets consumés pour |