<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 5:15 | If a soul commit a trespass, and sin through ignorance, in the holy things of the |
Raha misy olona manao izay mahadiso ka manota tsy nahy ny amin' ny zava-masin' i Jehovah, dia hitondra ny fanati-panonerany ho an' i Jehovah izy, dia ondrilahy tsy misy kilema, koa sekely volafotsy no anombananao azy, araka ny sekely masina, ho fanati-panonerana. | Raha misy olona manao ny tsy marina, ka manota tsy nahy ny amin' ny fanatitra masina fanao amin' ny Tompo, dia ondralahy iray tsy misy kilema avy amin' ny andian' ondry izay hotombananao sikla volafotsy araka ny sikla masina no hatolony amin' ny Tompo, hatao sorona fanonerana: dia sorona fanonerana izany. | Si quelqu' un commet une fraude et pèche par inadvertance en retranchant sur les droits sacrés de |