<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 6:2 | If a soul sin, and commit a trespass against the |
Mandidia an' i Arona sy ireo zanany hoe: Izao no lalàna ny amin' ny fanatitra dorana: Ny fanatitra dorana dia ho eo amin' ny fatana eo an-tampon' ny alitara mandritra ny alina mandra-pahamaraina, ary ny afon' ny alitara hirehitra eo. | Omeo an' i Aarona sy ny zanany izao didy izao, lazao azy hoe: Izao no lalàna momba ny sorona dorana: Hirehitra mandritra ny alina, mandra-pahamaraina, eo am-patan' ny otely ny sorona dorana; ary velomina eo mandrakariva ny afon' ny otely. | Donne ces ordres à |