<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 13:12 | Therefore said I, The |
dia hoy izaho: Hidina amin' izao ny Filistina hamely ahy atý Gilgala, nefa tsy mbola nanao fifonana tamin' i Jehovah aho; dia sahy ihany aho ka nanatitra ny fanatitra dorana. | dia niteny anakampo aho: Hidina hamely ahy aty Galgalà ity ny Filistina nefa aho mbola tsy nanao fifonana tamin' ny Tompo akory. Koa na dia tsy tiako velively aza, dia voatery nanatitra ny sorona dorana aho. | Je me suis dit : Maintenant les |