<-
->

1Sm / 1Sam 24:1 And it came to pass, when Saul was returned from following the Philistines, that it was told him, saying, Behold, David is in the wilderness of Engedi. Ary Davida niakatra niala teo ka nitoetra tao amin' ny batery fiarovana tany En-jedy. Avy teo Davida dia niakatra hipetraka tao amin' ny fitoerana mimanda ao Engadì. David monta de là et s'établit dans les refuges d' Engaddi.
1Sm / 1Sam 24:2 Then Saul took three thousand chosen men out of all Israel, and went to seek David and his men upon the rocks of the wild goats. Ary rehefa niverina avy nanenjika ny Filistina Saoly, dia nisy nanambara taminy hoe; Indro, Davida any an-efitr' i En-jedy. Nony tafaverina avy nanenjika ny Filistina Saola dia nisy tonga nilaza taminy hoe: Indro Davida any an' efitr' i Engadì. Quand Saül revint de la poursuite des Philistins, on lui rapporta ceci : " David est au désert d' Engaddi. "
1Sm / 1Sam 24:3 And he came to the sheepcotes by the way, where was a cave; and Saul went in to cover his feet: and David and his men remained in the sides of the cave. Ary Saoly naka telo arivo lahy voafantina tamin' ny Isiraely rehetra ka lasa nitady an' i Davida sy ny olony tany amin' ny vatolampin' ny osi-dia. Dia naka telo arivo lahy voafantina tamin' Israely rehetra Saola ka nandeha nitady an' i Davida sy ny olony, hatrany amin' ny vatolampin' ny osy dia. Alors Saül prit trois mille hommes choisis dans tout Israël et partit à la recherche de David et de ses gens, à l' est des Rocs des Bouquetins.
1Sm / 1Sam 24:4 And the men of David said unto him, Behold the day of which the Lord said unto thee, Behold, I will deliver thine enemy into thine hand, that thou mayest do to him as it shall seem good unto thee. Then David arose, and cut off the skirt of Saul' s robe privily. Ary tonga teo amin' ny valan' ondry tamoron-dalana izay nisy zohy izy, ka niditra tao Saoly mba hiavela; nefa Davida sy ny olony efa nipetraka tao anatin' ny zohy. Tonga tamin' ny valan' ondry izay tao amoron-dàlana izy ary nisy zohy tao ka nidiran' i Saola hiavela; nefa Davida sy ny olony, izany, nipetraka tao amin' ny faravody zohy. Il arriva aux parcs à brebis qui sont près du chemin; il y là une grotte où Saül entra pour se couvrir les pieds. Or David et ses gens étaient assis au fond de la grotte,
1Sm / 1Sam 24:5 And it came to pass afterward, that David' s heart smote him, because he had cut off Saul' s skirt. Ary hoy ny olon' i Davida taminy: Izao no andro nolazain' i Jehovah taminao hoe: Indro, hatolotro eo an-tananao ny fahavalonao hataonao araka izay sitrakao. Dia nitsangana Davida ka nitsaitsaika nanapaka ny sisin' ny kapôtin' i Saoly. Ary hoy ny olon' i Davida taminy: Ity no andro nolazain' ny Tompo taminao hoe: Indro hatolotro eo an-tànanao ny fahavalonao, ka ataovy izay sitrakao. Dia nitsangana Davida ka nanapahany antsokosoko ny sisin-kapaotin' i Saola. et les gens de David lui dirent : " Voici le jour où Yahvé te dit : C' est moi qui livre ton ennemi entre tes mains, traite-le comme il te plaît. " David se leva et coupa furtivement le pan du manteau de Saül.
1Sm / 1Sam 24:6 And he said unto his men, The Lord forbid that I should do this thing unto my master, the Lord' s anointed, to stretch forth mine hand against him, seeing he is the anointed of the Lord. Nefa nony efa vita izany, dia namely an' i Davida ny eritreriny noho ny nanapahany ny sisin' ny kapôtin' i Saoly, Nitepotepo mafy ny fon' i Davida taorian' izany, noho ny nanapahany ny sisin-kapaotin' i Saola. Après quoi, le coeur lui battit, d' avoir coupé le pan du manteau de Saül.
1Sm / 1Sam 24:7 So David stayed his servants with these words, and suffered them not to rise against Saul. But Saul rose up out of the cave, and went on his way. ka hoy izy tamin' ny olony: Sanatria amiko eo anatrehan' i Jehovah, raha hanao izany zavatra izany amin' ny tompoko izay voahosotr' i Jehovah ka haninjitra ny tanako aminy, fa voahosotr' i Jehovah izy. Ka hoy izy tamin' ny olony: Hampanalavirin' ny Tompo ahy anie, ny hanao izany zavatra izany amin' ny tompoko, izay voahosotry ny Tompo, ka hamely azy amin' ny tànako, satria izy no ilay voahosotry ny Tompo. Il dit à ses hommes : " Yahvé me garde d' agir ainsi à l'égard de mon seigneur, de porter la main sur lui, car il est l' oint de Yahvé. "
1Sm / 1Sam 24:8 David also arose afterward, and went out of the cave, and cried after Saul, saying, My lord the king. And when Saul looked behind him, David stooped with his face to the earth, and bowed himself. Dia nampijanona ny mpanompony tamin' izany teny izany Davida ka tsy namela azy hitsangana hamely an' i Saoly. Ary Saoly nitsangana ka niala tao an-johy, dia nandeha tamin' izay nalehany. Izany no nisakanan' i Davida ny olony sy tsy namelany azy hiantoraka amin' i Saola. Dia nitsangana Saola hivoaka ny zohy, ka nanohy ny diany. Par ses paroles, David retint ses hommes et ne leur permit pas de se jeter sur Saül. Celui-ci quitta la grotte et alla son chemin.
1Sm / 1Sam 24:9 And David said to Saul, Wherefore hearest thou men' s words, saying, Behold, David seeketh thy hurt? Ary rehefa afaka izany, dia mba nitsangana koa Davida ka niala tao an-johy koa, dia niantso an' i Saoly ka nanao hoe: Ry mpanjaka tompoko ô! Ary nony nitodika azy Saoly, dia niondrika tamin' ny tany Davida ka niankohoka. Izay Davida vao nitsangana koa sy nivoaka ny zohy ary rafitra niantsoantso an' i Saola nanao hoe: Ry mpanjaka tompoko ô! Niherika nijery Saola, dia niondrika tamin' ny tany Davida ka niankohoka. David se leva ensuite, sortit de la grotte et lui cria : " Monseigneur le roi! " Saül regarda derrière lui et David s' inclina jusqu'à terre et se prosterna.
1Sm / 1Sam 24:10 Behold, this day thine eyes have seen how that the Lord had delivered thee to day into mine hand in the cave: and some bade me kill thee: but mine eye spared thee; and I said, I will not put forth mine hand against my lord; for he is the Lord' s anointed. Ary hoy Davida tamin' i Saoly: Nahoana ianao no maka vavan' olona hoe: Indro, Davida mitady hanisy ratsy anao? Ary hoy Davida tamin' i Saola hoe: Nahoana hianao no dia maka ny vavan' olona hoe: Indro fa mitady hanisy ratsy anao Davida? Puis David dit à Saül : " Pourquoi écoutes-tu les gens qui disent : "Voici que David cherche ton malheur" ?
1Sm / 1Sam 24:11 Moreover, my father, see, yea, see the skirt of thy robe in my hand: for in that I cut off the skirt of thy robe, and killed thee not, know thou and see that there is neither evil nor transgression in mine hand, and I have not sinned against thee; yet thou huntest my soul to take it. Indro, hitan' ny masonao androany ny nanoloran' i Jehovah anao ho eo an-tanako tao an-johy; ary nisy nilaza hevitra hamonoana anao, saingy niantra anao ny masoko, ka hoy izaho: Tsy haninjitra ny tanako amin' ny tompoko aho, fa voahosotr' i Jehovah izy. Kanefa indro nahita maso hianao androany izay nanoloran' ny Tompo anao teo an-tànako androany tao an-johy, ka ny olona nilaza tamiko mba hamono anao. Nefa namindra fo taminao aho, fa hoy izaho: tsy haninjitra ny tànako amin' ny tompoko aho, fa voahosotry ny Tompo izy. En ce jour même, tes yeux ont vu comment Yahvé t' avait livré aujourd' hui entre mes mains dans la grotte, mais j' ai refusé de te tuer, je t' ai épargné et j' ai dit : Je ne porterai pas la main sur mon seigneur, car il est l' oint de Yahvé.
1Sm / 1Sam 24:12 The Lord judge between me and thee, and the Lord avenge me of thee: but mine hand shall not be upon thee. Ary koa, ry ikaky ô, jereo dia jereo ange ny sisin' ny kapôtinao etý an-tanako; fa raha nanapaka ny sisin' ny kapôtinao aho, fa tsy nahafaty anao, dia izahao ka fantaro fa tsy misy faharatsiana na fahadisoana amin' ny tanako, ary tsy nanota taminao aho, nefa ianao kosa mihaza ny aiko mba hahafaty azy. Jereo kely ange, ry ikaky, jereo ity sisin-kapaotinao eto an-tànako! Ary raha ny sisin-kapaotinao, notinapako, nefa ny tenanao tsy novonoiko, dia ekeo ary zahao fa ny fitondran-tenako tsy misy ratsy na fikomiana ary tsy nanota taminao aho. Hianao kosa manenjika ny aiko hanala azy amiko! O mon père, vois, vois donc le pan de ton manteau dans ma main : puisque j' ai pu couper le pan de ton manteau et que je ne t' ai pas tué, reconnais clairement qu' il n' y a chez moi ni méchanceté ni crime. Je n' ai pas péché contre toi alors que, toi, tu tends des embûches à ma vie pour me l' enlever.
1Sm / 1Sam 24:13 As saith the proverb of the ancients, Wickedness proceedeth from the wicked: but mine hand shall not be upon thee. Jehovah no hitsara ahy sy ianao, ary Jehovah no hamaly anao noho ny amiko, fa ny tanako tsy mba haninona anao. Ka aoka Iaveh no hitsara anao noho ny amiko, fa ny tànako tsy hamely anao. Que Yahvé soit juge entre moi et toi, que Yahvé me venge de toi, mais ma main ne te touchera pas!
1Sm / 1Sam 24:14 After whom is the king of Israel come out? after whom dost thou pursue? after a dead dog, after a flea. Araka ny lazain' ny ohabolan' ny ntaolo hoe: Avy amin' ny ratsy fanahy no ivoahan' ny ratsy, nefa ny tanako tsy haninona anao. Ny ratsy fanahy no ihavian' ny haratsiam-panahy, hoy ny ohabolana fahagola, koa tsy hamely anao ny tànako. Comme dit l' ancien proverbe : Des méchants sort la méchanceté et ma main ne te touchera pas.
1Sm / 1Sam 24:15 The Lord therefore be judge, and judge between me and thee, and see, and plead my cause, and deliver me out of thine hand. Hitady an' iza no nivoahan' ny mpanjakan' ny Isiraely? Iza no enjehinao? Amboa maty; parasy iray. Hanenjika an' iza moa no dia niaingan' ny mpanjakan' Israely? Iza no enjehinao? Amboa maty ve? parasy ve? Après qui le roi d' Israël s' est-il mis en campagne, après qui cours-tu ? Après un chien crevé, après une simple puce!
1Sm / 1Sam 24:16 And it came to pass, when David had made an end of speaking these words unto Saul, that Saul said, Is this thy voice, my son David? And Saul lifted up his voice, and wept. Aoka Jehovah no ho mpitsara, ka dia hitsara ahy sy ianao ary hijery sy handahatra ho ahy ka hanafaka ahy amin' ny tananao. Aoka Iaveh hitsara ahy sy anao, ary hanapaka ny amintsika. Aoka hitsinjo sy handahatra ho ahy izy, ka hanafaka ahy amin' ny tànanao ny didim-pitsarany. Que Yahvé soit l' arbitre, qu' il juge entre moi et toi, qu' il examine et défende ma cause et qu' il me rende justice en me délivrant de ta main! "
1Sm / 1Sam 24:17 And he said to David, Thou art more righteous than I: for thou hast rewarded me good, whereas I have rewarded thee evil. Ary nony vita izany teny nataon' i Davida tamin' i Saoly izany, dia hoy Saoly: Feonao va izany, ry Davida zanako ô? Ary Saoly nanandratra ny feony ka nitomany; Nony vitan' i Davida ny filazany izany teny izany tamin' i Saola, dia hoy Saola: Feonao tokoa va izany, ry Davida, zanako ô! Sady nanandra-peo Saola ary nitomany. Lorsque David eut achevé de parler ainsi à Saül, celui-ci dit : " Est-ce bien ta voix, mon fils David ? " et Saül se mit à crier et à pleurer.
1Sm / 1Sam 24:18 And thou hast shewed this day how that thou hast dealt well with me: forasmuch as when the Lord had delivered me into thine hand, thou killedst me not. ary hoy izy tamin' i Davida: Marina noho izaho ianao; fa ianao dia nanisy soa ahy, fa izaho kosa namaly ratsy anao. Hoy izy tamin' i Davida: Marina noho izaho hianao, fa soa no nataonao tamiko, nefa ratsy kosa no navaliko anao. Puis il dit à David : " Tu es plus juste que moi, car tu m' as fait du bien et moi je t' ai fait du mal.
1Sm / 1Sam 24:19 For if a man find his enemy, will he let him go well away? wherefore the Lord reward thee good for that thou hast done unto me this day. Ary ianao dia naneho androany ny nanaovanao soa tamiko, fa na dia natolotr' i Jehovah teo an-tananao aza aho, dia tsy nahafaty ahy ianao. Nasehonao ny hatsaram-ponao amiko androany fa nanolotra ahy eo an-tànanao Iaveh, nefa hianao kosa tsy nahafaty ahy. Aujourd' hui, tu as révélé ta bonté pour moi, puisque Yahvé m' avait livré entre tes mains et que tu ne m' as pas tué.
1Sm / 1Sam 24:20 And now, behold, I know well that thou shalt surely be king, and that the kingdom of Israel shall be established in thine hand. Fa moa raha misy olona mahazo ny fahavalony, havelany handeha soa aman-tsara va izy? Koa hovalian' i Jehovah soa anie ianao noho ny nataonao tamiko androany. Raha misy olona mifanena amin' ny fahavalony, moa avelany hanohy ny diany soa aman-tsara izy va? Hovalian' ny Tompo soa anie hianao, noho izay nataonao tamiko androany izay. Quand un homme rencontre son ennemi, le laisse-t-il aller bonnement son chemin ? Que Yahvé te récompense pour le bien que tu m' as fait aujourd' hui.
1Sm / 1Sam 24:21 Swear now therefore unto me by the Lord, that thou wilt not cut off my seed after me, and that thou wilt not destroy my name out of my father' s house. Ary, indro, ankehitriny fantatro fa ho mpanjaka tokoa ianao, ary ny fanjakan' ny Isiraely ho tafatoetra tsara eo an-tananao. Ary ankehitriny fantatro fa ho mpanjaka hianao, ary ho tafatoetra eo an-tànanao ny fanjakan' Israely. Maintenant, je sais que tu régneras sûrement et que la royauté sur Israël sera ferme en tes mains.
1Sm / 1Sam 24:22 And David sware unto Saul. And Saul went home; but David and his men gat them up unto the hold. Koa mianiàna amiko amin' i Jehovah ianao ankehitriny fa tsy handringana ny taranako mandimby ahy ianao, ary tsy hovonoinao amin' ny mpianakavin' ny raiko ny anarako. Ary Davida dia nianiana tamin' i Saoly; ary dia lasa nody Saoly, fa Davida sy ny olony kosa niakatra nankany amin' ny batery fiarovana. Koa mianiàna amiko, amin' ny Tompo, fa tsy handringana ny fara aman-dimbiko any aoriako hianao, ary tsy hamono ny anarako eo amin' ny taranaky ny raiko. Jure-moi donc par Yahvé que tu ne supprimeras pas ma postérité après moi et que tu ne feras pas disparaître mon nom de ma famille. "
1Sm / 1Sam 24:23 Dia nianiana izany tamin' i Saola Davida. Ary Saola lasa nody any an-tranony, ary Davida sy ny olony niakatra nankany amin' ny toerana mimanda. David prêta serment à Saül. Celui-ci s' en alla chez lui, tandis que David et ses gens remontaient au refuge.

<-
->