<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 23:2 | Therefore |
Ary Davida nanontany tamin' i Jehovah hoe: Handeha hamely izao Filistina izao va aho? Ary hoy Jehovah tamin' i Davida: Mandehana, asio ny Filistina, ka vonjeo Keila. | Dia nanontany an' ny Tompo Davida nanao hoe: Handeha hamely izao Filistina izao va aho? Ary hoy ny navalin' ny Tompo an' i Davida: Mandehana fa handresy ny Filistina hianao sy hanafaka an' i Keilà. |