<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 4:1 | And the word of |
Ary tonga tany amin' ny Isiraely rehetra ny tenin' i Samoela. Dia nandeha ny Isiraely hiady tamin' ny Filistina ka nitoby teo anilan' i Ebenezera; ary ny Filistina kosa nitoby tany Afeka. | Ary natao tamin' Israely rehetra ny tenin' i Samoela. Dia nivoaka hiady tamin' ny Filistina Israely ka nitoby teo akaikin' ny Eben-Ezera; ary ny Filistina nitoby tao Afeka. | et la parole de |