<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 6:18 | And the golden mice, according to the number of all the cities of the |
ary ny totozy volamena dia araka ny isan' ny tanàna rehetra an' ny Filistina, izay an' ireo andriana dimy, an' ny tanàna mimanda, na ny vohitra any ivelany, ka hatramin' ny vato lehibe izay nametrahany ny fiaran' i Jehovah; ary mbola any an-tanimbarin' i Josoa Beti-semesita mandraka androany izany. | Ny totozy volamena koa dia araka ny isan' ny tanànan' ny Filistina rehetra an' ireo andriana dimy, na ny tanàna mimanda, na ny vohitra tsy misy manda. Vavolombelon' izany ny vatolampy lehibe izay nametrahana ny fiaran' ny Tompo izay mbola ao amin' ny tanimbarin' i Josoe Betisamita mandrak' androany. | Et des rats d' or, autant que toutes les villes des |