|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : andriamatoa

Ohabolana 1Andriamatoa erý am-pasam-bato, Andriamatoa Andriamahandrimanana: aza misorona olona adala, na manarana olom-bodo. [2.653 #209, 2.415]
Dikanteny frantsayAndriamatoa qui reposez dans votre tombeau de pierre, Andriamatoa surnommé le noble qui garde bien ce qu' il possède, écoutez : il ne faut pas avoir trop de condescendance pour les sots, ni satisfaire les caprices d' une personne sans expérience. [2.415 #6494]
Fanazavana frantsayCe proverbe faisait allusion à une légende. [2.415 #6494]

Ohabolana 2Andriamatoa mihanta ny ditra, fa Ifaralahy mandatsa ny nenina. [2.558]
Andriamatoa mihanta ny ditra, faralahy mandatsa ny nenina. [2.165 #424, 2.415 #6340, 2.653 #207]
Dikanteny frantsayL' aîné ne se gêne pas par entêtement, et le cadet insulte au malheur. [2.415 #6340]
L' entêtement est comme un frère aîné volontaire, et le regret comme un frère cadet qui vous fait des reproches. [2.165]
Fanazavana frantsayA la vue de la folie des autres, réglez votre conduite. [2.415 #6340]

Ohabolana 3Andriamatoa no hahefa raharaha, ka Ikotokely no voadabodaboka. [2.558]
Andriamatoa no hahefa raharaha, ka Ikotokely no voahavokavoka. [2.415 #6469, 2.653 #208]
Dikanteny frantsayC' est Andriamatoa l' aîné, qui entreprend, et c' est Ikotokely le cadet, qui est battu. [2.415 #6469]
Fanazavana frantsayPayer pour les autres. [2.415 #6469]

Ohabolana 4Andriamatoa no hendry ka Ifaralahy maditra no tian-dray sy reniny. [2.558 #233]

Ohabolana 5Nananatra an' Andriamatoa adala, ka Ifaralahy no nandatsaka am-po. [2.558 #2740]
Nananatra an' Andriamatoa adala, ka Rafaralahy no mandatsaka am-po. [2.415 #6480]
Nananatra an’ Andriamatoa adala, ka Rafaralahy no nandatsaka am-po. [2.653]
Dikanteny frantsayOn a fait des réprimandes à Andriamatoa, l' aîné des garçons qui est un étourdi, et c' est Rafaralahy, le plus jeune, qui grave tout cela dans son coeur et en profite. [2.415]

Ohabolana 6Nasain’ Andriamatoa tsy nety, ka nasain’ Ikotokely vao nety. [2.415 #4053, 2.653 #2083]
Nasain' Ingahindriana tsy nety, fa nasain' Ikotokely vao nety. [2.558 #2753]
Dikanteny frantsayOn a refusé l' invitation d' Andriamatoa, et on accepte celle de Kotokely. [2.415 #4053]
Fanazavana frantsayCe proverbe se disait des personnes capricieuses ; il se disait de l' amour ; préférer à une personne noble une personne de rien. [2.415 #4053]

Fizahan-teny