Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : Andrianampoinimerina
|
|
|
Ohabolana 1 | Andrianampoinimerina aza tsy mahafa-badin' olona. [2.415 #1358]
|
Dikanteny frantsay | Le roi Andrianampoinimerina lui-même ne peut pas accorder le divorce à une femme mariée. [2.415 #1358]
|
Fanazavana frantsay | Le mari seul pouvait accorder le divorce à sa femme. [2.415 #1358]
|
|
|
Ohabolana 2 | Andrianteloray nafatotr' Andrianampoinimerina amin' ny Avaradrano, ombalahy nafatotra amin' ny ambora. [2.415 #5162]
|
Dikanteny frantsay | Les Andrianteloray et les Avaradrano, ce sont taureaux liés avec le bois ambora. [2.415]
|
Fanazavana frantsay | Paroles dites par le roi Andrianampoinimerina pour signifier l' union inséparable des castes nobles appelées Andrianteloray et des habitants de l'Imerina, au nord de l'Ikopa ; passées en proverbe, elles signifient une union inséparable. L' ambora est un bois dur et résistant. [2.415]
|
|
|
Ohabolana 3 | Lehilahy noranitana hamory ny fari-bavan' Andrianampoinimerina. [2.415 #427]
|
Dikanteny frantsay | Si les officiers et les soldats sont élevés en dignité, c' est pour exécuter les décisions et réaliser les volontés du roi Andrianampoinimerina. [2.415 #427]
|
|
|
Ohabolana 4 | Mitomoetra amin' ny olon-kendry Andrianampoinimerina, manana an-dRahagamainty mpihevitra mahalala ny handrosoana sy ny hihemorana. [2.415 #6076]
|
Dikanteny frantsay | Le roi Andrianampoinimerina a auprès de lui un sage conseiller, Hagamainty, qui sait quand il faut avancer ou reculer. [2.415 #6076]
|
Fanazavana frantsay | Paroles historiques. [2.415 #6076]
|
|
|
Ohabolana 5 | Ny didim-panjakana nataon' Andrianampoinimerina handrian' ny fanjakana. [2.415 #229]
|
Dikanteny frantsay | Les lois faites par Andrianampoinimerina sont comme le lit de repos du royaume. [2.415 #229]
|
Fanazavana frantsay | Maxime pour dire les services que ces lois ont rendus au royaume. [2.415]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|