Fizahan-teny

Ohabolana : Anosy

Ohabolana Raha monina anosy dia lavitra olon-kiresahana. [Rinara 1974 #3625]
Raha monina anosy, lavitra olon-kiresahana. [Houlder 1895 #240]
Dikanteny frantsay Si vous habitez une île, vous êtes loin de ceux avec qui vous pourriez causer. [Houlder 1895 #240]

Ohabolana Tsindretra mandry an-tanimbary, sahona mandry an-tatatra, mamba mandry anosy, ka samia mitoetra amin' ny onin--drainy. [Rinara 1974 #4441]
Tsindretra mandry an-tanimbary, sahonamandry an-tatatra, mamba mandry an-osy : samia mitoetra amy ny onin-drainy. [Cousins 1871 #3311]
Tsindretra mandry an-tanimbary, sahona mandry an-tatatra, mamba mandry anosy : samia mitoetra amin' ny onin--drainy. [Veyrières 1913 #865, Nicol 1935]
Dikanteny frantsay La libellule se repose dans la rizière, la grenouille dans les rigoles humides, le caïman sur les îlots du fleuve : qu’ainsi chacun demeure à sa place (dans sa rivière d’origine). [Nicol 1935 #122]
Larves de libellules dans les rizières, grenouilles dans les canaux, caïmans dans les îlots, que chacun demeure dans l' eau de ses pères. [Veyrières 1913 #865]
Fanazavana frantsay Chacun doit rester dans sa condition et garder ses usages. [Veyrières 1913 #865]

Ohabolana Voron-tokana an-osy, ka miherikerika irery. [Cousins 1871 #3750]

Fizahan-teny