|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : fiakarana

Ohabolana 1Irony Ambodin’ Andohalo : kilemalema saro-pidinana, kisolosolo saro-piakarana. [2.415 #2707, 2.653 #1147]
Irony Ambodinandohalo : lembalemba saro-pidinana, kisolasola saro-piakarana. [2.558 #96]
Dikanteny frantsayCette place d' Ambodinandohalo, c' est un terrain plat avec pente difficile à descendre, c' est un plan incliné avec déclivité difficile à monter. [2.415 #2707]
Fanazavana frantsaySe disait de toute réciprocité. [2.415 #2707]

Ohabolana 2Mihazakazaka, ka sendra fiakarana. [2.165 #1248, 2.415 #6173]
Dikanteny frantsayCourir et rencontrer une montée. [2.415 #6173, 2.165]
Fanazavana frantsayOn est obligé de s'arrêter. [2.415 #6173]

Ohabolana 3Toy ny valin' ny voky noana, valin' ny fiakarana fidinana. [2.415 #2754]
Toy ny valin' ny voky noana, valin' ny fidinana fiakarana. [2.415 #2754]
Valin' ny noana, voky ; valin’ ny fiakarana, fidinana. [2.974]
Valin' ny voky noana; valin' ny fiakarana fidinana. [2.165]
Valin’ ny voky, noana; valin’ ny fidinana, fiakarana. [2.653 #3604]
Dikanteny frantsayAprès la faim, le rassasiement ; après la montée, la descente. [2.974 #39]
Après le rassasiement vient la faim, après la montée la descente : il en est ainsi des vicissitudes de la vie. [2.415 #2754]
La contre-partie du rassasiement est la faim; la contre-partie d' une montée est une descente. [2.165]

Ohabolana 4Valin’ ny fiakarana fandroronana. [1.147 #V12]

Fizahan-teny