Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : ianjerana
|
|
|
Ohabolana 1 | Oram-pahavaratra (oram-pararano) ka tsy mifidy ianjerana. [2.558 #3466]
|
|
|
Ohabolana 2 | Solafaka amin' akondro, miarina amam-bahona : ny nianjerana mamy, fa ny niarenana mangidy. [2.558]
|
|
|
Ohabolana 3 | Tsy maty raha tsy ianjeran' ny tanantsotro. [1.1]
|
Fanazavana malagasy | Enti-milaza olona faran' izay kanosa ka zavatra bitika kely dia heveriny hahafaty azy. [1.1]
|
|
|
Ohabolana 4 | Tsy mifidy tany hianjerana toa oram-pararano. [2.558 #4698]
Tsy mifidy tany hianjerana, toy ny oram-pararano. [2.165 #870, 2.415 #3154]
|
Dikanteny frantsay | Qui ne choisit pas l' endroit où il tombe, comme les pluies d' automne. [2.415 #3154, 2.165]
|
Fanazavana frantsay | Être prêt à tout. il. [2.415 #3154]
Se dit d' une personne qui ne craint pas d' entreprendre tout ce qui se présente. [2.165]
|
|
|
Ohabolana 5 | Voalavo mihazakazaka an-kentona: tsimbino ny aina, fa lavitra hianjerana. [2.415 #6262, 2.653 #3693]
|
Dikanteny frantsay | Rat courant à un endroit très élevé, veille sur ta vie, car l' endroit où tu tomberas est bien loin. [2.415 #6262]
|
Fanazavana frantsay | Soyez vigilant et prévoyant. [2.415 #6262]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|