|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : mahafeno

Ohabolana 1Bingo mahafeno lalana. [2.165 #2062, 2.653 #770]
Bingo mahafeno lalana, tsivaka tia faopaoka. [2.558]
Dikanteny frantsayUn bancal remplit le chemin. [2.165 #2062]

Ohabolana 2Ny fihavanana ohatra ny famoriana tain' omby: ka izay mahavezivazy no mahafeno harona aloha. [2.165]
Dikanteny frantsayL' amitié est comme le ramassage de bouse de vache: c' est celui qui court le plus ci et là qui en remplit le premier sa corbeille. (La bouse de vache sert de combustible). [2.165]

Ohabolana 3Ny mihazakazaka mahafeno harona, tsy mahaleo ny miadana ambinina. [2.558 #3147]
Ny mihazakazaka tsy mahafeno harona, tsy mahaleo ny miadana ambininy. [2.165 #1246, 2.415 #6190]
Dikanteny frantsayCelui qui court sans réussir à remplir son panier est inférieur à celui qui y va lentement mais qui a de la chance. [2.165]
Courir sans arriver à remplir le panier, ne vaut pas marcher longtemps et avoir de la chance. [2.415 #6190]

Ohabolana 4Rano an-tami-bato : raha tazanina, be ihany ; fa raha raofina, tsy ahazahoana. [2.415]
Rano an-tanim-bato : raha tazanina, be ihany ; fa raha raofina, tsy ahazoana. [2.653]
Toy ny rano an-tami-bato: tazanina, mangiakiaka, ka nony tovozina, tsy mahafeno siny. [2.653]
Toy ny rano an-tami-bato : tsinjovi-manelatra ihany, fa nony tovozina tsy ahazoana. [2.558 #4317]
Toy ny rano an-tami-bato: tsinjovina, manelatra ihany, ka nony tovozina, tsy azahoana. [2.653]
Toy ny rano an-tami-bato : tsinjovina, manelatra ; tovozina, tsy ahazahoana. [2.415 #2254]
Toy ny rano an-tami-bato : tsinjovina, mangiakiaka ; ka nony tovozina, tsy ahazahoana. [2.415 #2254]
Toy ny rano an-tanim-bato: tsinjovina, manelatra ihany, fa nony tovozina, tsy ahazoana. [2.165 #481]
Dikanteny frantsayEau qui suinte des rochers : quand on regarde elle semble être abondante ; mais quand on veut y puiser on ne peut pas. [2.415 #2241]
La fortune est comme l' eau qui suinte des rochers : quand on la regarde elle brille, mais quand on veut y puiser il n' y a pas moyen. [2.415 #2254]
Pareil à l' eau suintant d'un rocher: de loin elle brille beaucoup, mais quand on veut la puiser, il y en a trop peu pour en prendre. [2.165]
Fanazavana frantsaySe disait de la fortune. [2.415 #2241]

Ohabolana 5Tono mahafeno lavenona ahy, ka raha tsy masaka tsy avelako. [2.558 #4198]
Tono mahafeno lavenona ahy: raha tsy masaka, tsy avelako. [2.653]

Ohabolana 6Tsivaka marim-pandeha. [2.165 #2064]
Tsivaka marim-pandeha, bingo mahafeno lalana. [2.415 #1727, 2.653, 2.558]
Dikanteny frantsayCelui qui a les pieds très écartés en dehors, marche droit, mais le boiteux remplit le sentier en allant d' un côté et de l' autre. [2.415 #1727]
Ceux qui ont les pieds tournés en dehors marchent bien quand même. [2.165]
Fanazavana frantsaySe disait aussi au sens figuré. [2.415 #1727]

Fizahan-teny