|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : mangery

Ohabolana 1Akoho homana ny atodiny : lozan' ny tompony. [2.415 #62]
Akoho manatody kely : lozan' ny tompony. [2.415 #62]
Akoho mangery amin' ny atodiny : lozan' ny tompony. [2.415 #62]
Dikanteny frantsayPoule qui pond des oeufs trop petits, poule qui mange ses oeufs, poule qui mêle ses excréments à ses oeufs : elle porte malheur à son maître. [2.415]
Fanazavana frantsayC'était une croyance superstitieuse ; on tuait ou vendait cette poule. [2.415 #62]

Ohabolana 2Akoho mangery an-tsihy : samy manano izay ho efany. [1.147 #A23]

Ohabolana 3Aza mangery am-bilia ihinanana. [2.415 #4471]
Dikanteny frantsayN' allez pas à la selle dans la vaisselle où vous mangez. [2.415 #4471]
Fanazavana frantsayRappel à la propreté : certains se lavaient les mains et la bouche dans le plat qui venait de servir pour la nourriture. [2.415 #4471]

Ohabolana 4Lambolahy mangery vato rao : vodivodian-tay mena. [1.147 #L21]

Ohabolana 5Piso be mangery am-bato : very tany hatototra. [1.147 #P7]

Ohabolana 6Ranalahy mangery am-pihinanana : mandehana ny handeha fa tanako ity. [1.147 #R22]

Ohabolana 7Tsy mitsapa farany hoatry ny andevolahy mangery an-jezika na an-davenona. [2.415 #599]
Dikanteny frantsayAgir inconsidérément et sans penser aux suites, comme l' esclave qui va à la selle dans les cendres et le fumier. [2.415 #599]
Fanazavana frantsayC' est lui qui sera obligé de porter tout cela aux champs. [2.415 #599]

Ohabolana 8Tsiriry mangery mivalana : asan’ ny anava any. [1.147 #T152]

Ohabolana 9Zafimintina mangery an-tahoboka ; ny tokana nandratra karazana. [1.147 #Z5]

Fizahan-teny